Didim-pitsarana laharana faha 10-CES/AR.14 tamin’ny 17janoary 2014 anambaràna ny vokatra raikitra ny fihodinana faharoa amin’ny fifidianana Filohan’ny Repoblika natao ny 20 desambra 2013.
Ny Fitsarana Manokana momba ny Fifidianana; Araka ny lalàmpanorenana; Araka ny hitsivolana laharana faha 2001-003 tamin’ny 18 novambra 2001 mikasika ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana; Araka ny lalàna fehizoro laharana fahaVoir Plus…